| Entry | 1 mandaitra |
| Root | 2 laitra |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Miraikitra, mipetaka tsara: Tsy mandaitra amin' ny haro io loko io
9 Misy vokany tsara, mahomby, mahasitrana: Tsy mandaitra velively ilay fanafody natoronao [1.1] |
| Explanations in English |
10 to adhere, to stick to
[1.2] 11 to penetrate; to stick to; to be effective [1.7] |
| Explanations in French |
12 pénétrer ou adhérer; être efficace
[1.8] |
| Proverbs | 13 Proverbs containing that word |
| Updated on 2026/04/21 |
|