| Entry (1/3) | 1 manatsaka |
| Root | 2 hatsaka |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Mampitovy tantana, manitsy amin' ny fanalana ny romoromo aminy, mamarana: Manatsaka taratasy
[1.1] 9 mandidy sisim-boky mba hampitovy azy 10 manaisotra ny faritra tsy ilaina [1.13] |
| Explanations in English |
11 to cut the edge regularly, to straighten, to arrange beforehand.
[1.2] |
| Explanations in French |
12 façonner
13 entailler [1.13] |
| Analogs | 14 mamarana, 15 Mampitovy tantana, 16 manaratsaka |
| Entry (2/3) | 17 manatsaka |
| Root | 18 tsaka |
| Part of speech | 19 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
24 Mandidy, mandentika, manatrobaka amin-java-maranitra ka misy feo manokana heno avy amin' izany
[1.1] |
| Entry (3/3) | 25 manatsakà |
| Root | 26 tsaka |
| Part of speech | 27 imperative of active verb manatsaka [Full list] |
| Anagrams | manatsaka, manatsakà |
| Updated on 2026/08/15 |
|