Entry (1/2) | 1 manatrika |
Root | 2 atrika |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mahita maso: Nanatrika ny namonoana an' i Rainandriamampandry, hono, ny raibeny 5 Tonga amin' ny...: Tsy nanatrika ny fivoriana izy omaly fa nanavy 6 Manoloana, tandrify, amin' ny toerana manandrify: Manatrika ny lapan' ny tanàna ny tranonay [1.1] |
Explanations in English |
7 to face one, to stand in presence of, to see, to witness, to act as spectators or witnesses. [1.2] 8 to face, to meet face to face [1.7] |
Explanations in French |
9 faire face; assister à [1.8] |
Examples |
10 Avia manatrika, avia manoioana. [2.245#] 11 manatrika an' Ilaidama ve ianareo? [2.528#] 12 Dia eo manatrika ny manjo ny zanaka, anadahy, na vadin' ny tena. [2.472] 13 Mitsangana manatrika ny fefy vy mampisaraka azy amin' ny mpiasa izy ireo. [2.470] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Proverbs | 20 Proverbs containing the word manatrika |
Entry (2/2) | 21 mañatrika |
Part of speech | 22 active verb |
Explanations in Malagasy |
23 mitahy, manampy [Sihanaka]
[1.78] |
Anagrams | 24 manakitra, manakitrà, manatrika, mañatrika, mikatrana, manakitra, manakitrà, manatrika, mañatrika, mikatrana |
Updated on 2023/10/27 |