Entry manatratra (tratra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manao izay hahatongavana eo amin' izay enjebina: Manatratra mpangalatra
Manao izay hahavonjena olona eo amin' ny toerana misy azy: Nanatratra anao tamin' ny fito aho fa efa lasa ianao
Mamonjy
Miezaka mba hahatratra olona na biby mandeha erỳ aloha: Nanatratra ilay soavaly voalohany ilay fahama fa tsy nahatratra [1.1]
Morphology 
Present : manatratra
Past : nanatratra
Future : hanatratra
Imperative : manatrara
Synonyms mamonjy

Updated on 2023/01/20