Entry (1/2) | 1 mamonjy (vonjy) |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 Mitondra vonjy ho an' ny...; manala (olona) amin' ny loza: Rakoto no namonjy ilay zaza saika voahitsaky ny fiarakodia [1.1] 4 Manampy: Tsy tapaka ny mamonjy ny mahantra izy raha manam-bola koa [1.1] 5 Mandeha mba ho tonga amin' ny...: Lasa namonjy ny fotoana nifanaovany tamin' i Naivo i Lita [1.1] 6 Manatrika: Nandeha namonjy ny fotoampivaoahana Ramatoa Raketaka [1.1] 7 Mihazakazaka, rafitra: Namonjy niditra haingana izy ireo raha vao nahare ny poabasy [1.1] |
Explanations in English |
8 To help, to save ; to reach an event, to arrive on time [1.7] |
Explanations in French |
9 Secourir, sauver; assister à une réunion; bâcler [1.8] |
Examples |
10 Mafy izany mamonjy aina izany. [2.4#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word mamonjy |
Entry (2/2) | 17 mamonjy |
Part of speech | 18 noun |
Vocabulary |
19 Botany |
Explanations in French |
20 (dialecte non précisé) (de vonjy : porter secours, allusion aux grandes vertus médicinales qu'on lui prête). Croton sp. (Euphorbiaceae). Nom relevé pour deux espèces qui paraissent nouvelles (réf. J. P. Schmitt 374 et 487). La présence d'alcaloïdes a été reconnue dans ces deux arbustes. [1.196] |
Scientific name |
|
Updated on 2023/09/13 |