Entry | 1 manatitra (atitra) |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 Manolotra, manome zavatra ho an' olona: Nanatitra vorona ho an' i dadatoa izahay tamin' ny 26 Jiona 4 Mitondra miverina, mamerina: Mahagaga ahy fa mbola tsy nanatitra ny volako izy hatramin' izao 5 Miara-dalana amin' olona avy amin' ny toerana iray mankamin' ny toerana iray hafa mba hiaro na hanome voninahitra: Miaramila roa lahy no nanatitra anay 6 Manao veloma mpandeha any amin' ny toerana iaingany: Nanatitra an-dry zoky teny amin' ny fiantsonan-dalamby izahay omaly maraina 7 Miaraka amin' ny mpanambady ka mametraka azy any an-tranony: Olona betsaka no nanatitra ny mpanambady [1.1] |
Explanations in English |
8 to present, to convey [1.2, 1.7] 9 to send, to return. [1.2] |
Explanations in French |
10 présenter, apporter [1.3, 1.8] 11 offrir: Avy manatitra voaloboka ho anareo aho (Je viens vous offrir des raisins) 12 conduire: Nanatitra ny vahiny tao an-tranom-bahiny izy (Il a conduit l'étranger à l'hôtel) 13 escorter: Nisy miaramila nanatitra azy (Des soldats l'ont escorté) 14 porter: Nanatitra entana tany Toamasina izy (Il a porté des paquets à Tamatave) 15 rendre: Tsy mbola nanatitra ny bokiko izy (Il ne m'a pas encore rendu mon livre) [1.3] 16 offrir, livrer [1.8] |
Examples |
17 manatitra ny nahandro, tompoko! [2.69] 18 Alina iray no manatitra dia samy mody. [2.245] 19 Koa dia manatitra ho anao ny fanjakako aho, ho zanakao ho didianao. [2.508] 20 Ary manatitra anay hatreo Suez Mr Duffus fa sarotsarotra ihany ny fandehanana hatreo Suez. [2.366] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 27 Proverbs containing the word manatitra |
Anagrams | 28 manatitra, manitatra, mitantara, mitantarà |
Updated on 2023/09/29 |