Entry | manati-kabary | |
Elementary words | manatitra ; kabary | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | miteny be mamely, manao vava be, manasa vangy [1.1] | |
Examples | Tsy atao mahagaga moa izany satria efa mandindona rahateo ny hisian’ny fifidianana. Ny ao atsinanana mampiaka-peo, ny ao andrefana tsy andatsahana, ny ao atsimo miantsoantso, ny ao avaratra manati-kabary. Toa zary lasa akoholahy maro an-drova isika ka samy te ho avo feo.
[1.368] | |
Updated on 2023/09/29 |