Entry manary zaza
Elementary words manary ; zaza
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Milaza ary manoratra amin' ny bokim-panjakana na mampiseho eo anatrehan' ny fokonolona fa Ranona, izay zaza naterany dia ariany na avalany tsy ho zanaka intsony ka tsy mahazo mandova ny fananany [1.1]
Explanations in English To disown (a child) [1.2, 1.7]
Explanations in French Déshériter un enfant [1.8]
Synonyms manalan-jaza
Antonyms 

Updated on 2023/06/06