|
|
|
|

Entry (1/2)1 manariva
Root  2hariva
Part of speech  3 active verb
Explanations in Malagasy  4Miasa, mijanona hatramin' ny hariva: Hanariva aho androany satria tsy vita ny asa.
5Miandry ny hahariva: Sarotra ny manariva ny andro raha tsy manan-katao.
6Mahatonga ho tratra hariva, ho tratra aoriana: Tsy ta hanariva anao aho, fa' ndeha aloha mody. [1.1]
Explanations in English  7to detain until evening, to work in the evening.. [1.2]
8to work till evening; to put off till evening; to be near evening. [1.7]
Explanations in French  9travailler jusqu'au crépuscule; ajourner au soir; être près du crépuscule. [1.8]
Examples  10 Any an-tsaha izahay efa-mianaka manariva andro ary isan' andro isan' andro. [2.472]
Morphology 
11 Present :
12 Past :
13 Future :
14 Imperative :
Proverbs  15 Proverbs containing that word

Entry (2/2)16 manarivà
Root  17ariva
Part of speech  18 imperative of active verb manariva [Full list]

Anagrams  19 manarivà, manariva, 20 ramanavy, 21 Ramavany

Updated on 2025/11/06