Entry |
manantitrantera > manantitrantitra
(antitrantitra (antitra))
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manamafy, manizingizina: Tsy vizana ny manantitra aminareo ny maha-tsara ny asa aho [1.1]
|
| Mamerimberina, manamafy [1.13]
|
Explanations in French | Insister [1.13]
|
Examples |
1 | Amin' ity tononkalo voalohany ity, ny mpanoratra dia manantitrantitra fa mampiavaka ny olombelona amin' ny biby ny fanantenana.
[2.314]
|
2 | Manantitrantitra aho fa tsy nalefan' ny Fiangonana handeha fotsiny any ny olona sahirana ka tsy nomeny fitaovana enti-miady amin' ny fiainana.
[1.369]
|
|
Morphology |
Present : |
manantitrantitra |
Past : |
nanantitrantitra |
Future : |
hanantitrantitra |
Imperative : |
manantitrantera |
|
|