Entry | 1 mananky |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.10#A309] mandrefy zavatra amin' ny ankibentanana 4 [1.1#589] Mandrefy amin' ny anky: Ny felatanana sy ny rantsan-tanana no nentina nananky |
Examples |
5 [2.436#] Ny felatanana sy ny rantsana no entina mananky, manomboka amin' ny ankibe ka miafara amin' ny ankikely, ary ny fampiasana ny anky dia ny satroka, ny hatevenan-javatra. |
Root | 6 anky |
Morphology |
|
Anagrams | 10 mananky, mankany, nankamy |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |