Entry manangola (angola)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy (matetika kokoa: manangolangola) Manaraka ny sitrapo na ny haitraitran' olona: Loza raha hanangola ny zanany io vehivavy io; mbola hanenenany ihany izany
Manisy filatron-kira amin' ny fanamboarana ny feo hiolana kely: Manangolangola feo ery io tovovavy io rehefa mihira am-pahibemaso [1.1]
Explanations in English To allow someone to indulge his fancies [1.7]
Explanations in French Laisser quelqu'un satisfaire ses fantaisies [1.8]
Morphology 
Present : manangola
Past : nanangola
Future : hanangola
Imperative : manangolà
Synonyms manangolangola

Entry manangolà (angola)
Part of speech imperative of active verb manangola [full list]

Updated on 2020/07/31