Entry manampona (tampona)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mahavoa, mahatratra eo an-tampony tsara: Nanampona ny tendron' ilay hazo tsara ny vato
Mijery zavatra ambany toerana avy eny ambony: Avy teny Mandràka aho no nanampona an' i Sabotsy
Tonga tsara eo an-tampony: Nanampona ny tamin' ny roa ambin' ny folo no niainga izy [1.1]
Morphology 
Present : manampona
Past : nanampona
Future : hanampona
Imperative : manampòna

Entry manampona
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Tambahoaka] Manomboka [1.78]
  [Sihanaka] Manomboka (raharaha) [1.78]

Entry manampòna (tampona)
Part of speech imperative of active verb manampona [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20