Entry |
manalasala
(salasala)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mankeo anelanelany, afovoany; tsy mandroso tsy mihemotra Mametraka eo anelanelan' ny zavatra roa Miteraka fihambahambana mahatonga hisalasala: Manalasala ohatra ny vozon' akoho tanora; hanina toa taolana, avala toa nofony ihany [1.1]
|
Explanations in English | To hesitate and do nothing [1.7]
|
Explanations in French | Hésiter au point de ne rien faire [1.8]
|
Examples | Manalasala tsy hita fandraisana ity ady amin' ny Anglisy ity, ka miaramila tsi-Frantsay no naroso, Malagasy indrindra izany
[2.472]
|
Morphology |
Present : |
manalasala |
Past : |
nanalasala |
Future : |
hanalasala |
Imperative : |
manalasalà |
|
|
Entry |
manalasalà
(salasala)
|
Part of speech | imperative of active verb manalasala
|
|