|
|
|
|

Entry1  manakimpy
Root  2  kimpy
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Manakombona ny hodimaso ka manjary tsy mahita ny maso: Manakimpy ny masony havia izy [1.1]
Explanations in French  5  Fermer les yeux [1.3#331]
Examples  6  Tsy hitako izay hahafahako, ka sady miady amin' ny hivihivy no manakimpy maso aho no misotro, nisotro kely araka izay azo atao. [2.4#]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Anagrams  11  mampianky, manakimpy

Updated on 2024/02/27