|
|
|
|

Entry (1/2)1  manajamba
Root  2  jamba
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mahatonga tsy hahita [1.1]
Explanations in English  5  to blind [1.7]
Explanations in French  6  aveugler, rendre aveugle [1.3]
7  aveugler [1.8]
Examples  8  Ny ota sy ny herin' ny nofo be loatra no mahatonga antsika tsy hahatsiaro ny fahorian' ny hafa ho tena fahorian' ny tenantsika sy manajamba antsika tsy hihevitra ny fifaliana ho tena fifaliantsika. [2.285#]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :

Entry (2/2)13  manajambà
Root  14  jamba
Part of speech  15  imperative of active verb manajamba
Tables and plates  16  All the active imperatives

Anagrams  17  manajamba, manajambà, manajamba, manajambà

Updated on 2023/01/20