Entry ihany
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy Tsy misy afa-tsy, irery: Izy ihany no itokiako
Na manao ahoana na nianao ahoana: Andeha ihany aho
Azonao ampijalina aho fa holaviko ihany ny fiampanganao rehetra tsy marina
Tsy maninona: Aoka ihany fa sahirana ianao [1.1]
Explanations in English Only, just, tolerably [1.7]
Explanations in French Seulement, même; vraiment [1.8]
Compound words 
Analogs  fotsiny ~ monja

Anagrams 

Updated on 2023/06/27