|
|
|
|

Entry (1/4) 1  manaha
Root  2 haha
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 [Tanosy] mamaha, manala fatotra, miempo [1.78]
9 Mamaha: Vao tonga rainy dia nanaha ny entany ireo zanany
10 Manala amin' ny fatorana: Ise no hanaha ny ondry rahampitso maraina
11 Manasaratsaraka: Manaha kofehy
12 Manafaka, mamotsotra: Mbola tsy nanaha mpigadra ny Filohan' ny Nosy
13 Mandrava: Manaha famantaranandro [1.1]
Explanations in English  14 to untie, to unloose. [1.2]
Explanations in French  15 délier, dénouer, détacher, dévisser, démonter, mettre en liberté [1.3]
Examples  16  koa izay mamoifo no manaha [2.857#]

Entry (2/4) 17  manaha
Root  18 taha
Part of speech  19  active verb
Morphology 
20  Present :
21  Past :
22  Future :
23  Imperative :
Explanations in Malagasy  24 Manome zavatra hatao taha na onitra [1.1]

Entry (3/4) 25  manahà
Root  26 haha
Part of speech  27  imperative of active verb manaha [Full list]

Entry (4/4) 28  manahà
Root  29 taha
Part of speech  30  imperative of active verb manaha [Full list]

Anagrams  31 hamana, Hamana, hamaña, 32 mahana, manahà, manaha, 33 Nahama

Updated on 2026/08/15