|
|
|
|

Entry1  mampidi-doza
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] mampahita loza, mamohehatra
4  [1.13] mety hiteraka loza raha tsy misy fitandremana
Explanations in French  5  [1.13] dangereux
Examples  6  [2.117#] Ny fanapahan-dalana anefa no matetika mampididoza.
7  [2.332#] Fa izahay ankizy hono, tsy mahazo mandrehitra fa sao mampididoza.
8  [2.270#] Fa, mba tsy hisiana zavatra mampididoza, tamin' ny voalohandohany, lefona tsy nisy lela no nampiasaina.
Elementary words  9  mampiditra, loza
Proverbs  10  Proverbs containing the word mampidi-doza

Updated on 2024/12/07