|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mamora
Root  2 fora
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mandidy foitra: Mamora zaza [1.1]
Explanations in English  9 to circumcise [1.2, 1.7]
Explanations in French  10 circoncire [1.8]
Examples  11  Izao no fanao : isam-pito taona no mamora. [1.437#]
12  Asa na mamora ny zanany ireo Mikea niorim-ponenana ivelan'ny ala ireo na tsia. [2.508#]

Entry (2/2) 13  mamorà
Root  14 fora
Part of speech  15  imperative of active verb mamora [Full list]

Anagrams  mamora, mamorà, 16 morama

Updated on 2026/08/22