| Entry (1/2) | 1 mamitrana |
| Root | 2 vitrana |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Manjaitra (zavatra) roa mba hitambatra ho iray: Iza no namitrana ireto tsihy ireto
9 Mampirindra (fiha vanana tapaka): Izy no namitrana ny fihavananay ka isaory izy [1.1] |
| Explanations in English |
10 to sew together by the edges; to join lengthwise
[1.7] |
| Explanations in French |
11 coudre ensemble ou joindre dans le sens de la longueur
[1.8] |
| Examples |
12 Ny mampianatra adala, dia mamitrana vilany tany vaky
[2.996#]
|
| Entry (2/2) | 13 mamitràna |
| Root | 14 vitrana |
| Part of speech | 15 imperative of active verb mamitrana [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
[1.1] |
| Explanations in French |
[1.3] |
| Anagrams | mamitrana, mamitràna |
| Updated on 2026/08/15 |
|