|
|
|
|

Entry (1/2)1  mamiratra
Root  2  firatra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mangirangirana, manjelanjelatra: Mahita zavatra mamirapiratra ao anaty vovoka aho [1.1]
Explanations in English  5  To shine, to give light. [1.2]
Examples  6  Fa tomaratara toa rahon-kariva, ' Zay bita mamiratra sady mazava. [1.437#]
7  Matanjaka tsara ny tenany, ny tarehiny mamiratra amim-pahasalamana. [1.353#]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
Synonyms  11  mamirapiratra

Entry (2/2)12  mamiratra
Root  13  firatra
Part of speech  14  adjective
Explanations in Malagasy  15  Mazava manjopiaka: Fahazavana mamirapiratra [1.1]
Explanations in English  16  to be luminous. [1.2]

Anagrams  17  mamaritra, mamiratra, miramatra

Updated on 2022/09/06