| Entry (1/2) | 1 mamintina |
| Root | 2 fintina |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Manery, manakely: Mamintina ny tena ny akanjo ba
9 Manafohy: Mahay mamintinany resaka izy [1.1] |
| Explanations in English |
10 to contract, to reduce to a small compass.
[1.2] 11 to diminish, to shorten, to abbreviate [1.7] |
| Explanations in French |
12 diminuer, raccourcir, abréger; résumer
[1.8] |
| Examples |
13 Azo atao ihany anefa aloha ny mamintina izay mety ho fantatra momba ny fokom-pianakaviana samihafa
[2.508#]
14 Io no heveriko ho votoatin' ny Vatikana II, fanambarana izay feno tanteraka, izay mamintina ny Kaonsily iray manontolo. [1.369#] |
| Entry (2/2) | 15 mamintìna |
| Root | 16 fintina |
| Part of speech | 17 imperative of active verb mamintina [Full list] |
| Anagrams | mamintìna, mamintina, 18 manaminty |
| Updated on 2026/08/14 |
|