|
|
|
|

Entry (1/2) 1  maminavina
Root  2 vinavina
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manombana: Ohatrinona ny volanao very raha naminavina ny fatiantokao ianao? [1.1]
Explanations in English  9 to evaluate, to estimate [1.7]
Explanations in French  10 évaluer [1.8]
Examples  11  Bina kosa, mivadibadika tsy mahita tory, maminavina sahady izay hanaovany ny tokantranon' izy sy Ikemba raha afaka herintaona any! [2.499#]

Entry (2/2) 12  maminavinà
Root  13 vinavina
Part of speech  14  imperative of active verb maminavina [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  maminavinà, maminavina

Updated on 2026/08/14