Entry |
mamba
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Tandroy]
Voay ngeza [1.78]
|
| Biby mandady lehibe misy tongony efatra fohy, mivelona any anaty ranomamy ary atahorana izaitsizy noho ny tanjany sy ny hasiahany [1.1]
|
Explanations in English | A crocodile (a Bantu word) [1.7]
|
Explanations in French | Crocodile (mot bantou) [1.8]
|
Examples |
1 | Ilay mamba nihinana an' i Ndriana-Toto ve?
[2.5]
|
2 | mikaretsaka ny mamba tsy mahita
[2.131]
|
|
Vocabulary |
Synonyms | ~ ~ ~ ~ ~ ~ ~ |
Compound words |
|
Toponyms |
|
Quotes |
Proverbs |
Illustrations |
|
|
Entry |
mamba
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Olona goavambe Olona be tenda, be kibo [1.1]
|
Explanations in French | Se disait des colosses et des goinfres [2.415]
|
|
Entry |
Mamba
|
Part of speech | name (toponym)
|
Explanations in French | Affluent de l' Ikopa qui arrose la banlieue nord d'Antananarivo
[3.1]
|
Vocabulary |
Other spellings |
Quotes |
|