Entry | 1 mamaritra |
Root | 2 faritra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manisy tsipika manodidina, mamala, mamangitra: Mamaritra tanimboly 5 Mametra: Ny tendrombohitra Bemaraha no mamaritra ny tanin' ny Sakalava aty atsinanana / Fa iza no mba hamaritra ny fahefako eto an-tokantranoko? [1.1] |
Explanations in English |
6 to mark out, to set boundary lines, to set dimensions. [1.2] |
Examples |
7 Ny lalàna no mamaritra izany. [1.320#] 8 Ny toe-bola sy ny velaran-tany volena no mamaritra ny safidy. [2.117#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word mamaritra |
Anagrams | 15 mamaritra, mamiratra, miramatra |
Updated on 2023/08/26 |