Entry mamantana (vantana)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mandeha mahitsy mankany..., manitsy: Mamantana any amin' ny Paositra ity lalana itỳ
Tonga avy hatrany tsy mivilivily: Aty aminareo izahay no mamantana noho ny fifankahalalantsika
Mandeha tsy misy mitana: Namantana tany an-kady ilay fiara fa tapaka, hono, ny gadran-kodiarana [1.1]
Morphology 
Present : mamantana
Past : namantana
Future : hamantana
Imperative : mamantàna
Compound words 

Entry mamantàna (vantana)
Part of speech imperative of active verb mamantana [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20