|
|
|
|

Entry (1/3)1  mamaky (vaky)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Manapotika zavatra amin' ny fandonana azy amin-javatra hafa na amin' ny fanatontàna azy amin' ny tany: Iza ianareo no namaky ny siny?
4  Mampitresaka, manasaka: Mamaky hazo fisaka ho roa ny mpandrafitra
5  Manimba, mandrava, mandroba: Mamaky trano mihitsy ny jirika
6  Mandalo eo afovoany manomboka amin' ny laniny iray ka hatramin' ny laniny iray hafa (matetika ny teny verindroa (Mamakivaky) no ampiasaina amin' itỳ hevitra itỳ): Menatra erỳ izy namaky na namakivaky ny vahoaka maro be
7  Mampiseho ho fantatry ny be sy ny maro: Rakotono namaky lainga an-dRajaona [1.1]
Explanations in English  8  to split; to break [1.7]
Explanations in French  9  fendre dans le sens de la longueur; casser [1.3, 1.8]
10  rompre
11  traverser, aller, passer
12  mettre en déroute [1.3]
Examples  13  namaky ny any atsimo manontolo izahay (Nous avons traversé tout le sud) [1.3]
14  Izahay no namaky voalohany iny làlana iny (Nous avons été les premiers à passer par ce chemin) [1.3]
15  namaky ny fefiloha ny rano (L’eau a rompu la digue) [1.3]
Morphology 
16  Present :
17  Past :
18  Future :
19  Imperative :
Compound words 
Patronyms 

Entry (2/3)27  mamaky (vaky)
Part of speech  28  active verb
Explanations in Malagasy  29  Manasaratsaraka ny teny voasoratra mba hahazoana ny hevitra ao anatiny: Mbola tsy mahay mamaky teny ny zafikeliko fahenina [1.1]
Explanations in English  30  to read [1.7]
Explanations in French  31  lire [1.3, 1.8]
32  publier [1.3]
Morphology 
33  Present :
34  Past :
35  Future :
36  Imperative :
Compound words 

Entry (3/3)38  mamaky (vaky)
Part of speech  39  active verb
Explanations in French  40  accuser, dénoncer [1.3]
Morphology 
41  Present :
42  Past :
43  Future :
44  Imperative :

Updated on 2023/06/15