|
|
|
|

Entry (1/3) 1  mamahatra
Root  2 fahatra
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mamikitra, mitazona mafy amin' ny tongotra: Namahatratamin' ny vato ny tongony, nefa nalama ilay vato ka tsy ampy toy inona nikorisa izy dia nianjera tany an-kady
9 Mitokona tsy mety mandroso: Notaritina ilay zaza, nefa namahatra ka hany hery nobataina tao [1.1]
Explanations in English  10 to resist when drawn, as roots clinging tenaciously to the soil; to back, as a person dragged against his will; to stand firm; to act obstinately. [1.2]
Explanations in French  11 se cramponner, s'appuyer, compter sur, refuser de marcher [1.3]
Examples  12  Fintan-telo indray mamahatra no milahatra anoloany. [1.257#]

Entry (2/3) 13  mamahatra
Root  14 vahatra
Part of speech  15  active verb
Morphology 
16  Present :
17  Past :
18  Future :
19  Imperative :
Explanations in Malagasy  20 Mandatsa-paka, mamaka: Ho tahaka ny hazo maniry eny amoron-drano izy: mamahatra any anaty rano [1.1]

Entry (3/3) 21  mamahatra
Root  22 vahatra
Part of speech  23  active verb
Explanations in English  24 [Provincial] to begin to colonize [1.2#721]

Updated on 2026/04/19