|
|
|
|

Entry (1/3)1 fahatra
Part of speech  2 Unspecified
Explanations in Malagasy  3Enti-milaza famikirana na fitazonana mafy amin' ny tongotra mba tsy hianjera na tsy hialana eo amin' ny toerana misy ny tena. [1.1]
Explanations in English  4See fahana, vahatra.. [1.2]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :

Entry (2/3)19 fahatra
Part of speech  20 noun
Explanations in Malagasy  21Teny ilazana amin' ny fitsipi-pitenenana ara-drafitra ny toerana ahazoana manonona teny araka ny avapeo:.
22-- ny loha lela: r.
23-- ny lany lela: 1.
24-- ny lanilany: g.
25-- ny nify: t.
26-- ny molotra: m.
27ka mahatonga ny hoe feo amolotra, feo andany lela. [1.1]

Entry (3/3)28 fahatra
Part of speech  29 noun
Explanations in Malagasy  30mpamorona. [Taimoro] [1.78]

Anagrams  31 fahatra, 32 hafatra

Updated on 2025/11/06