|
|
|
|

Entry 1  malotoloto
Root  2 lotoloto
Part of speech  3  adjective
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Allegation  7 fanagasiana
8 fehy
9 fisotisoty
10 ikakilaysyifaralahy
11 maintyngerona
12 mavo
13 misotisoty [2.332#]
Examples  14  Dia namaoka tànana tamin' izay vorodamba malotoloto izay izy. [2.332#]
15  Izay hoe mba havelany hiakanjo na hitafy malotoloto na dia ao an-trano aza! [2.324#]
16  Eo am-pisoronana afo eo izy no mamaha ny lamba lavabe, malotoloto, fehy valahana. [2.356#]

Updated on 2026/02/26