Entry | 1 makadiribe |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Be vatana, vaventy: Bibilava makadiribe Ngezabe, goaibe Lehibe, malalaka: Hataoko inona itỳ akanjo makadiribe itỳ? |
Examples |
4 [2.649#] ireto trano vato sy trano biriky tany sy biriky tanimanga makadiribe manerana ny tanàna ankehitriny dia tsy hita teto tamin' izany. |
Elementary words | 5 makadiry, be |
Synonyms | 6 makadiry |
Updated on 2024/12/10 |
![]() |