|
|
|
|

Entry1  maizina am-pototry ny mazava
Elementary words  2  maizina, fototra, mazava
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  enti-milaza ny olona tsy manam-pahalalanana tsy mahalala fomba eo afovoan' ny olona mahay sy mahalala fomba [1.1]

Updated on 2023/05/23