|
|
|
|

Entry1  mazava (zava)
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
3  Active verbs :
Explanations in Malagasy  4  Mitera-kazavana: Mazava ny afo
5  Voazava, tsy maizimaizina, hita tsara daholo ny ao anatiny: Tiako ity efitrano ity fa mazava tsara
6  Mahitsy, tsy farimparina: Feo mazava no avoakan' io sodina io
7  Tsy miolikolika, tsy misy an-kifonofono: Hevitra mazava; teny mazava
8  Tanoranora (loko): Itsy mazavazava itsy no endrehina anao [1.1]
Explanations in English  9  bright, light, clear; [1.7]
Explanations in French  10  clair, lumineux, brillant [1.3, 1.8]
11  net, franc, ouvert, transparent, éclairci [1.3#870]
Examples  12  Tsy mazava mandrakizao iny raharaha iny. [2.472]
13  nazava dia nazava ny alina tamin'izay ary nangina dia nangina, ka tsy nisy zavatra re afa-tsy ny fisiaky ny ahitra sy ny fimonomonon'ilay renirano kely tao ambany atsimo nifangaro tamin'ny feon'ny tamotamo. [2.324]
14  Nodian-dRavokatra tsy azo ihany ny filazany ka nohadihadiany hazava tsara: [2.470]
Morphology 
15  Present :
16  Past :
17  Future :
Compound words 
Proverbs  25  Proverbs containing the word mazava

Updated on 2023/02/17