|
|
|
|

Entry1  mahitsizoro
Elementary words  2  mahitsy, zoro
Part of speech  3  noun
Vocabulary  4  Mathematics: geometry
Explanations in Malagasy  5  Velarana misy lafy efatra sy zoro mahitsy efatra [1.1]
Explanations in French  6  rectangle [1.13]
Examples  7  Tokotany anatiny izy io, voafefy trano amin' ny lafiny efatra, manana endrika efajoro mahitsizoro tokony ho efapolo metatra ny lavany ary telopolo metatra ny sakany. [2.472#]
Compound words 

Updated on 2023/09/10