| Entry | 1 kaozatra |
| Root | 2 ozatra |
| Part of speech | 3 adjective |
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
6 Mahia dia mahia, afa-nofo.
[1.1] |
| Explanations in English |
7 very thin, emaciated
[1.7] |
| Explanations in French |
8 très maigre, décharné
[1.8] |
| Examples |
9 Ny hany tsy lany dia ireo feno hatina, na mahia kaozatra, na manan-takaitra hita mibaribary.
[2.472#]
|
| Anagrams | kaozatra, 10 tarazoka, 11 tarozaka |
| Updated on 2026/04/19 |
|