Entry mahasolo (solo)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French Qui peut remplacer, compenser [1.3]
Examples 
1Ny hafanan' ny milina dia mahasolo azy. [2.117]
2Rehefa lehibe hianao vao tena mahasolo ny ataoko. [2.332]
3Zanakareo ireo ka aoka homentsika azy izay ilainy, sao tsy mahasolo anareo any aoriana any. [2.113]

Updated on 2023/01/20