|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mahasoa
Root  2 soa
Part of speech  3  active verb or adjective
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Raina, misy ilana azy: Fanaka mahasoa ny farafara
9 Ahazoana vokatra, tombony: Mahasoa ny vakiteny
10 Mahatsara tarehy: Mahasoa ny fonenana ny voninkazo ka mambole betsaka [1.1]
Explanations in English  11 useful, beneficial
12 to do good [1.7]
Explanations in French  13 utile
14 faire du bien [1.8]
Examples  15  Saingy na dia mahasoa amin' ny fanaovan-taozavatra aza ny afo, dia mety mandoro sy mampidi-doza koa. [2.470#46]
Proverbs  16  Proverbs containing that word

Entry (2/2) 17  Mahasoa
Elementary words  18 maha~, 19 soa
Part of speech  20  name (toponym) [Full list]
Vocabulary  21  Geography: towns

Anagrams  22 asamaho, 23 mahaosa, mahasoa, Mahasoa

Updated on 2026/08/13