Entry mahasambatra (sambatra)
Part of speech active verb
Explanations in English To make blessed or happy [1.7]
Explanations in French Qui rend heureux [1.8]
Examples 
1Tsy misy mahasambatra hoatra ny mahay mamela heloka! [2.499]
2Mahasambatra tsara ny eto, hoy ny Ntaolo, saingy raha mitatao lanitra dia tsy maintsy lena indraindray; [2.245]
Morphology 
Present : mahasambatra
Past : nahasambatra
Future : hahasambatra
Proverbs 

Updated on 2023/03/02