Entry |
maha~
|
Part of speech | prefix
|
Explanations in Malagasy | Tovona fanao eo alohan' ny anarana, mpisolo anarana na mpamaritra anarana, ka raha miaraka amin' ireo roa voalohany izy dia soratana misy tsipi-panohizana (-): Ny fanahy no maha-olona, io no maha-izy azy; fa raha miaraka amin' ny mpamaritra anarana kosa izy dia mety tsy hisy raha "mahatonga ho" no heviny: Mahatanora anao izao hety volo izao, ary misy kosa raha enti-milaza ny maha-izao na izao: Mbola hita ihany ny maha-tanora anao [1.1]
|
Explanations in English | Prefix used to form verbs and adjectives which typically mean, to be able to, causing; also to form phrases that indicate cause, as : Ny raiko no mahatoy izao ahy (My father made me what I am) [1.7]
|
Explanations in French | Quelques participes à préfixe voa peuvent pendre le préfixe maha et
s'emploient surtout au passé: nahavoafitaka
[1.107]
|
| Préfixe qui forme des verbes et des adjectifs, qui ont souvent un sens causatif; précède des propositions qui indiquent la cause; ex. ny raiko no mahatoy izao ahy, c'est grâce à mon père que je suis ce que je suis [1.8]
|
|
Entry |
maha
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | [Bara]
(prononciation locale de ma).
Dombeya viburnifloropsis Arènes (Malvaceae). Nom relevé par A. Seyrig (réf. Seyrig 750).
[1.196]
|
Scientific name | Dombeya viburnifloropsis |
Vocabulary |
|