Entry madilo ny sofina
Elementary words madilo ; sofina
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Efa marenina ny sofiko (noho ny fandrenesana ilay zavatra lazaina imbetsaka loatra) [1.1]
Examples 
1Madilo ny sofina amin' ny resaky ny olona momba ny fitondrantenanao [1.1]
2Madilo ny sofiko (J'en suis assourdi) [1.3]

Updated on 2023/10/24