|
|
|
|

Entry 1  lomano
Root  2 lano
Part of speech  3  noun
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  14 Fahaizana mampitsinkafona ny tena ao anaty rano amin' ny fanetsiketsehana ny tongotra sy ny tanana. Misy karazany maro ny fihetsehana amin' ny lomano: ny tsikaroka, ny tsipy sandry, ny rano tsilany, ny antsitrika, sns... [1.1#546]
Explanations in English  15 swimming [1.7]
Explanations in French  16 nage, natation [1.3#411]
Examples  17  Izy roa lahy samy kinga tamin' ny lomano. [2.356#]
18  fsy mila sasin-teny lava amin' ity tompoko, ary na azo hatao aza izany dia lomano miorika manabe vavarano foana. [1.436#]
Combinations  19  2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word lomano
Proverbs  20  Proverbs containing that word

Anagrams  lomano, 21 lomona, 22 maloño, 23 manolo, mañolo

Updated on 2026/08/07