|
|
|
|

Entry1  antsitrika (sitrika)
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fomba filomanosana milentika any anaty rano sady misosa ao ka raha tsy elaela tsy mitranga erỳ lavidavitra [1.1]
4  lomanon' ny mahay, izay mahay misitrika ela any anaty rano [1.1#546]
Explanations in English  5  diving into water [1.7]
Explanations in French  6  action de se plonger, de s'enfoncer dans l'eau [1.3]
7  plongeon [1.8]
Examples  8  Tapa-kevitra aho fa hanao antsitrika ihany. [2.4]
Proverbs  9  Proverbs containing the word antsitrika

Anagrams  10  antsitrika, tsikiranta

Updated on 2023/06/07