Entry | lolovokatra | |
Elementary words | lolo ; vokatra | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | [Tambahoaka] Angatra, matoatoa [1.78] | |
Olona efa nalevina nefa velona indray ka tsy sahy mody, dia lasa olondia [1.1] | ||
Explanations in English | [Provincial] A phantom risen from the grave [1.7] | |
Explanations in French | [Provincial] Revenant [1.8] | |
Examples | Ny lolovokatra mpiseho alina hiorim-ponenana ao koa, sy hahazo fitoerana fitsaharany.
[2.996] | |
Vocabulary | Religions, Beliefs | |
Updated on 2023/06/17 |