|
|
|
|

Entry (1/4)1  lolo
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
Vocabulary  4  Zoology: invertebrates
Explanations in Malagasy  5  Anarana ilazana amin' ny ankapobeny irao bibikely misy elatra efatra maro karazana rakotra elakelaka manify mandraraka vovobovoka ary voaravaka loko mamirapiratra [1.1]
6  lolobe, lay [1.13]
Explanations in English  7  a butterfly [1.7]
Explanations in French  8  papillon [1.8, 1.13]
Examples  9  Ny renintantely sy ny lolo [2.332#]
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Proverbs  14  Proverbs containing the word lolo

Entry (2/4)15  lolo
Part of speech  16  noun
Vocabulary  17  Religions, Beliefs
Explanations in Malagasy  18  Araka ny finoan' ny Ntaolo: fanahin' ny olona maty mihelohelo manodidina ny velona toy ny angatra na ny matoatoa, saingy amin' ny tarehi-na lolo ary mazàna manambara zavatra na mahatonga harary [1.1]
19  fasana, an-dolo [Bara] [1.78]
Explanations in English  20  a ghost [1.7]
Explanations in French  21  spectre, revenant (fantôme) [1.8]
Compound words 
Phytonyms 

Entry (3/4)26  lolo
Part of speech  27  noun
Vocabulary  28  Health
Explanations in Malagasy  29  Aretinkibo mahavoa tampoka [1.1]

Entry (4/4)30  lolo (lo)
Part of speech  31  adjective
Explanations in French  32  [duplicatif diminutif] [1.3]

Updated on 2023/06/16