|
|
|
|

Entry (1/3)1  loka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  antoka [Taisaka] [1.78]
4  Fanamby ifanaovana: Andeha hanao loka, hoy ny sokatra tamin' ny bitro, fa izaho no ho tonga voalohany erỳ ambody hazo erỳ
5  Zavatra omena an' izay mahazo amin' ny fanamby: Inona no hatao loka, hoy ny bitro tamin' ny sokatra?
6  Lalao ifanambazana vola, ka ny mahazo dia izay maharesy (karatra), na izay naka ny mahery (baolina), na izay naka ny tonga voalohany (hazakaza-tsoavaly): Lany tamin' ny loka ny fananany
7  Valisoa omena an' izay voalohany amin' ny olona maro nifaninana: Anio no fizaran-doka ho an' ny mpianatra ao Ananona [1.1]
Explanations in English  8  a bet; stakes in betting; a prize [1.7]
Explanations in French  9  pari, gageure, prix [1.8]
Derivatives 
10  Active verbs :
Compound words 

Entry (2/3)20  loka
Part of speech  21  noun
Explanations in Malagasy  22  Fanipazana lefona, pala, fiadiana..., na fianarana miady amin' ny lefona [1.1]
Derivatives 
23  Passive verbs :

Entry (3/3)24  loka
Part of speech  25  noun
Explanations in French  26  . Nom des nourritures les plus grossières, souvent des tubercules de plantes sauvages ou des tubercules très féculents, lourds à digérer. [Betsileo] [1.196]
27  [Bara]
Vocabulary  28  Botany

Anagrams  29  alok, kalo, kola, kolà, lako, loka

Updated on 2023/08/01