Entry | 1 loholona |
Root | 2 loha, olona |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.10#L.354] (tokony ho loh' olona no fanoratana azy nefa efa raikitra mihitsy ny manambatra azy ho teny iray) olona lehibe efa mato-tsaina, tsara toetra eo amin' ny tany ama-monina, mahatoky ary hendry amin' ny fanaovan-draharaha sy amin' ny fitondrana olona, ka to teny sy hajaina eo amin' ny tanàna sy ny fokonolona. Ny tena anjara toerany dia ny mitarika ny fivoriana fiaraha-mihevitra ny raharaham-panjakana sy ny raharaham-pokonolona, ny mandrindra sy mandamina y fifanolanana eo amin' ny fianakaviana na ny mpiray fileovana, ny mitarika ny adidy amana asa fanasoavam-bahoaka, na ny momba ny vola izany na ny asa-tena atao... 5 [1.1] Fitambaran' ireo lehibe mpikarakara (izay atao koa hoe Ray aman-dreny) ao amin' ny fokonolona na fiangonana 6 [1.13] fitambaran'ireo zokiolona to teny eo amin'ny fokonolona |
Explanations in French |
7 [1.13] patriarche, sages du village, notables sénateur |
Examples |
8 Ny ray aman-dreny sy ny loholona no tompon'adidy amin'ny. [2.588#] 9 Isam-bohitra koa anefa dia nisy vadintany sy loholona nitondra ny Fokonolona. [2.113#35] 10 Izahay ihany, hoy ilay letrezana izay fantany tsara fa an'ny loholona tao an tanàna. [2.895#112] |
Vocabulary |
11 Politique |
Compound words |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word loholona |
Article |
14 Randzavola: loholona ao amin' ny Baiboly |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |