Entry |
lefaka
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Misy fahasimban-tsaina, adaladala miteniteny foana na misentosento [1.1]
|
| [Sihanaka]
adaladala
[1.78]
|
Explanations in French | Dont le cerveau est détraqué; insensé, passioné, fou d'amour, fou [1.3]
|
Examples | nefa raha tsy olona lasan-ko adala aho ary handroso ho lefaka, dia hanome tsiny havana hody va?
[2.69]
|
Derivatives |
Compound words |
|
|
Entry |
lefaka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Halefolefo, tsy fihenjanana. [1.1]
|
Explanations in French | Souplesse, flexibilité, simplicité, douceur [1.3]
|
Derivatives |
|
|