Entry | 1 malefaka |
Root | 2 lefaka |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Mora alefitra, mora milefitra: Malefaka erỳ ny tanan-jazakely 5 Malemilemy: Feo malefaka 6 Malemy paika: Malefaka tsy mba miriadriatra Rangahy iny 7 Tsy misy heriny firy: Zavapisotro malefaka [1.1] |
Explanations in English |
8 pliant, supple; easy going, gentle 9 not too strong (of beverages) [1.7] |
Explanations in French |
10 souple; calme 11 pas trop fort (se dit des boissons) [1.8] |
Examples |
12 hazo malefaka koa ny andrarezina. [2.69] 13 hoy ny feony malefaka toy ny bitsibitsika. [2.529] 14 Nitodika azy ilay lahiantitra sady nitsiky malefaka. [2.5] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Anagrams | 28 falamake, malefaka |
Updated on 2023/01/20 |