Entry | 1 lavina (la) |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy | 3 (endrika pasiva) Tsy afaka nanda izy, fa tsy azo nolavina mihitsy ny porofo 4 laviko ankitsirano izany ampanga lainga izany [1.10]5 Tsy ekena ho marina: Nolaviny izay nolazaiko 6 Tsy raisina, tsy ekena: Nolaviny izay natoroko azy / Nolaviny ny fangatahako 7 Lazaina ampahibemaso fa tsy fantatra: Nolavin' i Piera i Kristy / Laviko i Satana [1.1] |
Explanations in English | 8 to be refused, to be rejected, to be disapproved, to be hated [1.2]9 to be refused, to be denied [1.7] |
Explanations in French | 10 qu'on refuse, qu'on nie, qu'on rejette, à quoi on renonce, qu'on méconnait. Efa nolaviny izay natolotrao azy: il a refusé ce que vous lui avez offert. Laviko izay lazainao: je nie ce que vous dites [1.3]11 qu'on refuse [1.5, 1.8, 1.6]12 qu'on nie [1.8, 1.6]13 qu'on renie; qu'on rejette [1.8] |
Examples |
14 Angaha koa inoa ho azonao lavina? [2.643#64] 15 Tsy azo lavina fa misy ny toky nomena. [4.27#2010/01/15] 16 Ary io zavamisy io mihitsy no lavina aminy. [1.369#] |
Morphology |
|
Proverbs | 21 Proverbs containing the word lavina |
Anagrams | 22 lavina, vanila, vilana |
Updated on 2023/01/20 |